Salamo 31:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Aoka ho tia an’i Jehovah ianareo rehetra tsy mivadika aminy!+ Arovan’i Jehovah ny olona mendri-pitokisana,+Fa saziny mafy dia mafy kosa izay mirehareha.+ Salamo 97:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianareo izay tia an’i Jehovah, ankahalao ny ratsy.+ Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy eo an-tanan’ny* ratsy fanahy.+
23 Aoka ho tia an’i Jehovah ianareo rehetra tsy mivadika aminy!+ Arovan’i Jehovah ny olona mendri-pitokisana,+Fa saziny mafy dia mafy kosa izay mirehareha.+
10 Ianareo izay tia an’i Jehovah, ankahalao ny ratsy.+ Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy eo an-tanan’ny* ratsy fanahy.+