Genesisy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ho tsemboka ianao vao hahazo sakafo,* mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray.”+ Salamo 104:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Rehefa mihodina tsy hijery azy* kosa ianao, dia very hevitra izy ireo. Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia maty izy ireo ka miverina ho vovoka.+ Mpitoriteny 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Samy mankany amin’ny toerana iray izy rehetra.+ Avy tamin’ny vovoka daholo izy rehetra,+ ary hiverina ho vovoka daholo.+ Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona kosa hiverina amin’ilay tena Andriamanitra izay nanome azy.+
19 Ary ho tsemboka ianao vao hahazo sakafo,* mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray.”+
29 Rehefa mihodina tsy hijery azy* kosa ianao, dia very hevitra izy ireo. Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia maty izy ireo ka miverina ho vovoka.+
20 Samy mankany amin’ny toerana iray izy rehetra.+ Avy tamin’ny vovoka daholo izy rehetra,+ ary hiverina ho vovoka daholo.+
7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona kosa hiverina amin’ilay tena Andriamanitra izay nanome azy.+