Asan’ny Apostoly 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa nandre an’izany izy ireo, dia niaraka nanandra-peo nivavaka tamin’Andriamanitra hoe: “Ry Tompo Fara Tampony ô, ianao no nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo.+ Apokalypsy 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Niteny mafy izy hoe: “Matahora an’Andriamanitra dia omeo voninahitra izy, satria tonga ny ora fitsarany.+ Dia mivavaha amin’Ilay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina+ ary ny loharano.”
24 Rehefa nandre an’izany izy ireo, dia niaraka nanandra-peo nivavaka tamin’Andriamanitra hoe: “Ry Tompo Fara Tampony ô, ianao no nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo.+
7 Niteny mafy izy hoe: “Matahora an’Andriamanitra dia omeo voninahitra izy, satria tonga ny ora fitsarany.+ Dia mivavaha amin’Ilay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina+ ary ny loharano.”