Salamo 63:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hifaly noho izay hataon’Andriamanitra anefa ny mpanjaka. Hiravoravo* izay rehetra mianiana amin’ny anaran’Andriamanitra,Satria ho tampina ny vavan’izay mandainga.
11 Hifaly noho izay hataon’Andriamanitra anefa ny mpanjaka. Hiravoravo* izay rehetra mianiana amin’ny anaran’Andriamanitra,Satria ho tampina ny vavan’izay mandainga.