25 Hoy ny mpianatra taminy: “Nahita ny Tompo izahay!” Hoy anefa izy: “Tsy hino an’izany mihitsy aho raha tsy hitako ilay diam-pantsika eo amin’ny tanany, dia ataoko eo amin’ilay diam-pantsika ny rantsantanako, ary ataoko eo amin’ny takibany+ ny tanako.”