9 Taorian’izany, dia hitako fa ireo nisy vahoaka be tsy hita isa, avy tamin’ny firenena sy foko sy firazanana ary fiteny rehetra.+ Nitsangana teo anoloan’ny seza fiandrianana sy teo anatrehan’ny Zanak’ondry izy ireo sady nanao akanjo fotsy lava,+ ary nisy sampana palmie teny an-tanany.+