Salamo 31:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Jehovah ô, enga anie tsy ho menatra aho rehefa miantso anao!+ Enga anie ny ratsy fanahy hatao afa-baraka,+Ary hatao tsy mahateny intsony ao amin’ny Fasana!*+
17 Jehovah ô, enga anie tsy ho menatra aho rehefa miantso anao!+ Enga anie ny ratsy fanahy hatao afa-baraka,+Ary hatao tsy mahateny intsony ao amin’ny Fasana!*+