Salamo 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miverena ka afaho aho, Jehovah ô!+Vonjeo aho fa be fitiavana sy tsy mivadika ianao.+ Salamo 51:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Iantrao aho Andriamanitra ô, noho ianao be fitiavana sy tsy mivadika.+ Koseho ny fahadisoako, satria be famindram-po ianao.+
51 Iantrao aho Andriamanitra ô, noho ianao be fitiavana sy tsy mivadika.+ Koseho ny fahadisoako, satria be famindram-po ianao.+