Zefania 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,Izay mankatò ny didiny ara-drariny.* Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.* Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+
3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,Izay mankatò ny didiny ara-drariny.* Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.* Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+