-
Jaona 15:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Tsy antsoiko hoe mpanompo intsony ianareo, satria ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ny tompony. Fa antsoiko hoe namana kosa ianareo, satria ampahafantariko anareo daholo izay henoko tamin’ny Raiko.
-