Genesisy 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hoy i Jehovah: “Dia hafeniko amin’i Abrahama ve ny zavatra hataoko?+ Genesisy 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia tena hotahiko ianao ka tena hataoko lasa be dia be ny taranakao, hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ho lasan’ny taranakao koa ny vavahadin’ny* fahavalony.+ Amosa 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony,Raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+
17 dia tena hotahiko ianao ka tena hataoko lasa be dia be ny taranakao, hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ho lasan’ny taranakao koa ny vavahadin’ny* fahavalony.+
7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony,Raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+