FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 91:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa hanafaka anao amin’ny fandriky ny mpamandri-borona izy,

      Sy amin’ny areti-mandringana.

  • Salamo 124:6-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hoderaina anie i Jehovah,

      Satria tsy navelany horotidrotehin’ny nifin’izy ireo isika!

       7 Isika dia toy ny vorona afa-nandositra

      Avy tao amin’ny fandriky ny mpamandri-borona;+

      Tapaka ilay fandrika,

      Ka afa-nandositra isika.+

       8 Ahazoantsika fanampiana ny anaran’i Jehovah,+

      Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara