Salamo 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany;Tsy mba nosarontsaronako ny fahadisoako.+ Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+ Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ (Sela) Salamo 51:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mihodìna* fa aza mijery ny fahotako,+Ary fafao* daholo ny fahadisoako.+
5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany;Tsy mba nosarontsaronako ny fahadisoako.+ Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+ Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ (Sela)