Salamo 22:4, 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ianao no nitokisan’ny razambenay;+Nitoky taminao izy ireo, ka namonjy azy foana ianao.+ 5 Ianao no nitarainany, dia voavonjy izy ireo;Natoky anao izy ireo, ka tsy diso fanantenana.*+ Romanina 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy mantsy ny Soratra Masina: “Tsy hisy ho diso fanantenana izay mino azy.”+
4 Ianao no nitokisan’ny razambenay;+Nitoky taminao izy ireo, ka namonjy azy foana ianao.+ 5 Ianao no nitarainany, dia voavonjy izy ireo;Natoky anao izy ireo, ka tsy diso fanantenana.*+