Salamo 41:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy mantsy aho: “Jehovah ô, iantrao aho!+ Sitrano aho+ fa nanota taminao.”+ Salamo 103:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hidera an’i Jehovah aho!Tsy hohadinoiko mihitsy anie izay rehetra nataony!+ 3 Mamela ny fahadisoanao rehetra izy,+Ary manasitrana ny aretinao rehetra;+
2 Hidera an’i Jehovah aho!Tsy hohadinoiko mihitsy anie izay rehetra nataony!+ 3 Mamela ny fahadisoanao rehetra izy,+Ary manasitrana ny aretinao rehetra;+