FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy i Saoly: ‘Homeko azy i Mikala mba hamandrihana azy, ka hamelezan’ny Filistinina azy.’+ Niteny fanindroany tamin’i Davida àry i Saoly hoe: “Ho lasa vinantolahiko* ianao androany.”

  • 1 Samoela 18:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hoy àry i Saoly: “Izao no holazainareo amin’i Davida: ‘Tsy vodiondry+ no tadiavin’ny mpanjaka, fa tsitsy*+ esorina amin’ny lehilahy filistinina 100, mba hamaliana faty an’ireo fahavalon’ny mpanjaka ireo.’” Ny hamonoan’ny Filistinina an’i Davida anefa no tetik’i Saoly.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara