19 “Rehefa mijinja ny vokatrao any an-tsaha ianao, ka misy amboara hadinonao any, dia aza miverina maka an’ilay izy. Tokony havela ho an’ny vahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena ilay izy.+ Dia hotahin’i Jehovah Andriamanitrao ianao amin’izay rehetra ataonao.+