Salamo 97:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianareo izay tia an’i Jehovah, ankahalao ny ratsy.+ Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy eo an-tanan’ny* ratsy fanahy.+ Ohabolana 2:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mitahiry fahendrena ho an’ny olo-marina izy,Ary ampingan’izay tsy mivadika aminy.+ 8 Mitsinjo ny lalan’izay tia rariny izy,Sady hiaro ny lalan’izay tsy mivadika aminy.+
10 Ianareo izay tia an’i Jehovah, ankahalao ny ratsy.+ Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy eo an-tanan’ny* ratsy fanahy.+
7 Mitahiry fahendrena ho an’ny olo-marina izy,Ary ampingan’izay tsy mivadika aminy.+ 8 Mitsinjo ny lalan’izay tia rariny izy,Sady hiaro ny lalan’izay tsy mivadika aminy.+