17 Raha tsy maintsy atsipy ao anatin’ny lafaoro misy afo mivaivay izahay, dia mahavita mamonjy anay avy ao sy mamonjy anay eo am-pelatananao ilay Andriamanitra tompoinay, ry mpanjaka ô!+
23 Dia faly be ny mpanjaka, ka nasainy nampiakarina avy tao amin’ilay lavaka i Daniela. Rehefa tafakatra avy tao i Daniela, dia hita fa tsy naninona mihitsy izy, satria natoky an’ilay Andriamaniny.+