Salamo 40:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Jehovah ô, aza mandà tsy hamindra fo amiko. Enga anie hiaro ahy foana ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao ary ny fahamarinanao!+ Ohabolana 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa jiro ny didy,+Hazavana ny lalàna,+Ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana.+
11 Jehovah ô, aza mandà tsy hamindra fo amiko. Enga anie hiaro ahy foana ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao ary ny fahamarinanao!+
23 Fa jiro ny didy,+Hazavana ny lalàna,+Ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana.+