Salamo 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany;Tsy mba nosarontsaronako ny fahadisoako.+ Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+ Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ (Sela) Salamo 40:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy voaisa ny loza manodidina ahy.+ Be loatra ny fahadisoana vitako ka tsy hitako izay lalan-kizorana;+Maro noho ny volon-dohako ireny,Ka kivy aho.
5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany;Tsy mba nosarontsaronako ny fahadisoako.+ Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+ Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ (Sela)
12 Tsy voaisa ny loza manodidina ahy.+ Be loatra ny fahadisoana vitako ka tsy hitako izay lalan-kizorana;+Maro noho ny volon-dohako ireny,Ka kivy aho.