Genesisy 39:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy misy manana fahefana noho izaho ato amin’ity trano ity, ary tsy nisy na inona na inona nandrarany ahy afa-tsy ianao, satria vadiny ianao. Koa hataoko ahoana ny hanao an’izany ratsy lehibe izany ka hanota amin’Andriamanitra?”+ 2 Samoela 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy i Davida tamin’i Natana: “Nanota tamin’i Jehovah aho.”+ Ary hoy i Natana taminy: “Mamela ny fahotanao*+ i Jehovah, ka tsy ho faty ianao.+
9 Tsy misy manana fahefana noho izaho ato amin’ity trano ity, ary tsy nisy na inona na inona nandrarany ahy afa-tsy ianao, satria vadiny ianao. Koa hataoko ahoana ny hanao an’izany ratsy lehibe izany ka hanota amin’Andriamanitra?”+
13 Dia hoy i Davida tamin’i Natana: “Nanota tamin’i Jehovah aho.”+ Ary hoy i Natana taminy: “Mamela ny fahotanao*+ i Jehovah, ka tsy ho faty ianao.+