Romanina 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sanatria izany! Ho hita fa marina Andriamanitra+ na dia hita fa mpandainga aza ny olona rehetra,+ araka ny voasoratra hoe: “Mba ho hita fa manana ny marina ianao amin’izay lazainao, ary handresy rehefa misy mitsara.”+
4 Sanatria izany! Ho hita fa marina Andriamanitra+ na dia hita fa mpandainga aza ny olona rehetra,+ araka ny voasoratra hoe: “Mba ho hita fa manana ny marina ianao amin’izay lazainao, ary handresy rehefa misy mitsara.”+