Joba 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aiza no misy olona madio ateraky ny olona tsy madio?+ Tsy misy na iray aza! Romanina 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa samy efa nanota ny olona rehetra ka tsy mahatratra* ny voninahitr’Andriamanitra.+ Romanina 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota teo amin’izao tontolo izao noho ny nataon’ny lehilahy iray, ary ny ota no nahatonga ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+
12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota teo amin’izao tontolo izao noho ny nataon’ny lehilahy iray, ary ny ota no nahatonga ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+