Jaona 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hoy i Jesosy: “Niteny teny imason’ny olona rehetra aho. Nampianatra tao amin’ny synagoga sy ny tempoly foana koa aho,+ dia tany amin’izay nivorian’ny Jiosy rehetra. Tsy niafinafina mihitsy aho rehefa niteny. Asan’ny Apostoly 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tsy nisalasala aho nilaza taminareo an’izay rehetra nahasoa, sy nampianatra anareo ampahibemaso+ sy isan-trano.+
20 Ary hoy i Jesosy: “Niteny teny imason’ny olona rehetra aho. Nampianatra tao amin’ny synagoga sy ny tempoly foana koa aho,+ dia tany amin’izay nivorian’ny Jiosy rehetra. Tsy niafinafina mihitsy aho rehefa niteny.
20 Ary tsy nisalasala aho nilaza taminareo an’izay rehetra nahasoa, sy nampianatra anareo ampahibemaso+ sy isan-trano.+