Jeremia 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Henoy, ry tany ô! Hahatonga loza amin’ity vahoaka ity aho,+Ho valin’ny teti-dratsy nataony.Tsy nihaino ny teniko mantsy izy ireo,Sady tsy niraharaha ny lalàko.”* Galatianina 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Andriamanitra tsy azo vazivazina,* fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+
19 Henoy, ry tany ô! Hahatonga loza amin’ity vahoaka ity aho,+Ho valin’ny teti-dratsy nataony.Tsy nihaino ny teniko mantsy izy ireo,Sady tsy niraharaha ny lalàko.”*
7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Andriamanitra tsy azo vazivazina,* fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+