Ohabolana 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy tia manome* nefa vao mainka mihamanana,+Fa misy tsy mahafoy manome zavatra tokony homena, nefa lasa mihamahantra.+ Matio 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Sambatra izay mamindra fo,+ fa izy no hamindrana fo. Hebreo 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy mba manao ny tsy rariny mantsy Andriamanitra, ka hanadino an’izay nataonareo sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ianareo nikarakara ny olona masina sady mbola mikarakara azy ireo hatramin’izao.
24 Misy tia manome* nefa vao mainka mihamanana,+Fa misy tsy mahafoy manome zavatra tokony homena, nefa lasa mihamahantra.+
10 Tsy mba manao ny tsy rariny mantsy Andriamanitra, ka hanadino an’izay nataonareo sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ianareo nikarakara ny olona masina sady mbola mikarakara azy ireo hatramin’izao.