1 Mpanjaka 18:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Fa ny tanan’i Jehovah kosa nanome hery an’i Elia. Ary nisikinany* ny akanjony, dia nihazakazaka teo alohan’i Ahaba izy mandra-pahatongany tany Jezirela. Salamo 84:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Handeha izy ireo sady hihamatanjaka;+Samy miseho eo anatrehan’Andriamanitra ao Ziona izy ireo.
46 Fa ny tanan’i Jehovah kosa nanome hery an’i Elia. Ary nisikinany* ny akanjony, dia nihazakazaka teo alohan’i Ahaba izy mandra-pahatongany tany Jezirela.