Salamo 119:165 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 165 Be ny fiadanan’ireo tia ny lalànao;+Tsy misy na inona na inona mahatafintohina azy. Isaia 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hipetraka ao amin’ny toerana anjakan’ny fiadanana ny vahoakako,Ao amin’ny toerana tsy misy mampatahotra sady milamina.+ Isaia 66:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izao no tenin’i Jehovah: “Hataoko mikoriana eo aminy hoatran’ny renirano ny fiadanana,+Ary hoatran’ny riaka be ny voninahitr’ireo firenena.+ Dia hinono ianareo ary hosakelehina,Sady horotsirotsina eo am-pofoana.
18 Hipetraka ao amin’ny toerana anjakan’ny fiadanana ny vahoakako,Ao amin’ny toerana tsy misy mampatahotra sady milamina.+
12 Fa izao no tenin’i Jehovah: “Hataoko mikoriana eo aminy hoatran’ny renirano ny fiadanana,+Ary hoatran’ny riaka be ny voninahitr’ireo firenena.+ Dia hinono ianareo ary hosakelehina,Sady horotsirotsina eo am-pofoana.