Ezekiela 39:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “‘Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah Andriamaniny, rehefa ataoko sesitany any amin’ireo firenena izy ireo, dia avy eo angoniko ka averiko any amin’ny taniny, ka tsy avelako hisy tavela na iray aza.+
28 “‘Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah Andriamaniny, rehefa ataoko sesitany any amin’ireo firenena izy ireo, dia avy eo angoniko ka averiko any amin’ny taniny, ka tsy avelako hisy tavela na iray aza.+