8 “‘Rehefa nandalo aho ka nahita anao, dia hitako hoe efa tao amin’ny taona mampitsiry ny fitiavana ianao. Dia novelariko handrakotra anao ny akanjoko,+ ka norakofako ianao mba tsy hitanjaka. Nianiana sy nanao fifanekena taminao aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘ary lasa fananako ianao.