Salamo 42:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mangetaheta mafy an’Andriamanitra aho, dia ilay Andriamanitra velona.+ Mba rahoviana re aho no hiseho eo anatrehan’Andriamanitra e?+ Salamo 63:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+ Mangetaheta mafy anao aho.+ Tsy misy hery intsony aho* satria maniry mafy anaoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+ Amosa 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony:‘Ho avy ny andro handefasako mosary eo amin’ilay tany.Tsy hoe mosary noho ny sakafo tsy misy, na hetaheta noho ny rano tsy misy,Fa faniriana handre ny tenin’i Jehovah.+ Matio 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Sambatra izay noana sy mangetaheta+ ny fahamarinana, fa izy no hovokisana.*+
2 Mangetaheta mafy an’Andriamanitra aho, dia ilay Andriamanitra velona.+ Mba rahoviana re aho no hiseho eo anatrehan’Andriamanitra e?+
63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+ Mangetaheta mafy anao aho.+ Tsy misy hery intsony aho* satria maniry mafy anaoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+
11 Hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony:‘Ho avy ny andro handefasako mosary eo amin’ilay tany.Tsy hoe mosary noho ny sakafo tsy misy, na hetaheta noho ny rano tsy misy,Fa faniriana handre ny tenin’i Jehovah.+