FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tokony ho fantatrao sy ho azonao tsara fa manomboka amin’ny fotoana hivoahan’ny didy hoe haverina amin’ny laoniny sy haorina indray i Jerosalema,+ ka mandra-pahatongan’ny Mesia*+ Mpitarika,+ dia hisy 7 herinandro sy 62 herinandro.+ Haverina amin’ny laoniny sy haorina indray i Jerosalema, sady hasiana tany malalaka sy hady.* Amin’ny fotoan-tsarotra anefa no hanaovana an’izany.

  • Matio 23:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary aza mety hantsoina hoe mpitarika, fa iray ihany ny Mpitarika anareo, dia i Kristy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara