FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 135:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ataon’i Jehovah daholo izay tiany,+

      Na any an-danitra na etỳ an-tany, na any an-dranomasina na any amin’ny rano lalina rehetra.

  • Isaia 46:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Efa nolazaiko hatramin’ny voalohany ny zavatra hitranga amin’ny farany,

      Ary efa nolazaiko hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao.+

      Hoy aho: ‘Tsy hiova ny fanapahan-kevitro,*+

      Ary hataoko ny sitrapoko rehetra.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara