Salamo 50:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa nanao an’izany rehetra izany ianao, dia nangina tsy niteny aho,Ka nieritreritra ianao hoe hoatr’anao ihany aho. Hananatra anao anefa aho izao,Ary hilaza an’izay hiampangako anao.+
21 Rehefa nanao an’izany rehetra izany ianao, dia nangina tsy niteny aho,Ka nieritreritra ianao hoe hoatr’anao ihany aho. Hananatra anao anefa aho izao,Ary hilaza an’izay hiampangako anao.+