Jeremia 33:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+ Hosea 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hanasitrana azy ireo aho, dia tsy hivadika amiko intsony izy.+ Sitrapoko ny ho tia azy,+Satria tsy tezitra aminy intsony aho.+
6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+
4 Hanasitrana azy ireo aho, dia tsy hivadika amiko intsony izy.+ Sitrapoko ny ho tia azy,+Satria tsy tezitra aminy intsony aho.+