-
Isaia 61:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
61 Ny fanahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony no ato amiko,+
Satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mpandefitra i Jehovah.+
Nirahiny hanisy fehy lamba ny ratran’ny torotoro fo aho,
Sy hanambara hoe ho afaka ny babo,
Ary hampahiratina ny mason’ny voafonja mba tena hahita tsara.+
2 Nirahiny koa aho hitory ny taona fanehoan’i Jehovah fankasitrahana,
Sy ny andro famalian’ilay Andriamanitsika,+
Mba hampionona an’izay malahelo rehetra,+
-