Apokalypsy 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao+ aho, fa efa lasa ny lanitra taloha sy ny tany taloha,+ sady tsy nisy ranomasina+ intsony. Apokalypsy 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hofafany ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo,+ ary tsy hisy intsony ny fahafatesana,+ sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana,+ fa efa lasa ny zavatra taloha.”
21 Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao+ aho, fa efa lasa ny lanitra taloha sy ny tany taloha,+ sady tsy nisy ranomasina+ intsony.
4 Dia hofafany ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo,+ ary tsy hisy intsony ny fahafatesana,+ sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana,+ fa efa lasa ny zavatra taloha.”