FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 35:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hiverina+ any Ziona ireo navotan’i Jehovah sady hihoby.+

      Hifaly foana izy ireo ka ho toy ny satroboninahitra eny aminy ny fifaliany.+

      Ho falifaly sy ho ravoravo foana izy ireo,

      Fa tsy halahelo na hisento intsony.+

  • Apokalypsy 7:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hiandry azy ireo hoatran’ny ataon’ny mpiandry ondry+ mantsy ilay Zanak’ondry+ eo akaikin’ny* seza fiandrianana, dia hitarika azy ireo ho any amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+ Ary hofafan’Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo.”+

  • Apokalypsy 21:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hofafany ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo,+ ary tsy hisy intsony ny fahafatesana,+ sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana,+ fa efa lasa ny zavatra taloha.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara