FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 59:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa mihosin-dra ny felatananareo,+

      Ary feno fahadisoana ny rantsantananareo.

      Mandainga ny molotrareo,+ ary mingonongonona zavatra tsy marina ny vavanareo.

  • Jeremia 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Vonona ny handainga ny lelan’izy ireo, hoatran’ny tsipìka efa voaomana hitifirana.

      Lainga no manjaka ao amin’ilay tany. Tsy misy olona tsy mivadika ao.+

      “Miharatsy foana izy ireo,

      Ary tsy raharahiany aho”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara