18 Amin’izany andro izany, dia hisy divay mamy hitete eny an-tendrombohitra,+
Hisy ronono hikoriana eny amin’ny havoana,
Ary hisy rano hikoriana eny amin’ny renirano rehetra any Joda.
Hisy loharano hikoriana avy ao an-tranon’i Jehovah,+
Ka hanondraka ny Lohasahan’ny Hazo Akasia.