6 Dimy hakiho ny sakan’ilay efitrefitra farany ambany, enina hakiho ny sakan’ilay teo antenatenany, ary fito hakiho ny sakan’ilay fahatelo. Nanesorana kely mantsy ny rindrina manodidina an’ilay trano, mba tsy hisy zavatra hatsofoka ao anaty rindrina.+