FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary homeko fo te hahalala ahy izy ireo mba hahafantarany hoe izaho no Jehovah.+ Dia ho lasa vahoakako izy ireo ary izaho ho Andriamaniny,+ satria hiverina amiko amin’ny fony manontolo izy ireo.+

  • Jeremia 31:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, aorian’izany andro izany”, hoy i Jehovah: “Hataoko ao anatin’izy ireo ny lalàko,+ sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho vahoakako.”+

  • Jeremia 32:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Hataoko iray fo+ izy ireo ary lalana iray ihany no handehanany, mba hatahorany ahy foana. Amin’izay dia hahita soa izy sy ny zanany mandimby azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara