Salamo 51:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Amoròny fo madio aho, Andriamanitra ô,+Ary omeo toe-tsaina vaovao+ tsy miova mihitsy. Ezekiela 36:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia hotsaroanareo ny zava-dratsy fanaonareo, ka haharikoriko anareo ny tenanareo noho ny fahadisoanareo sy ny zavatra maharikoriko fanaonareo.+
31 Dia hotsaroanareo ny zava-dratsy fanaonareo, ka haharikoriko anareo ny tenanareo noho ny fahadisoanareo sy ny zavatra maharikoriko fanaonareo.+