FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia hoy i Hamana tamin’i Ahasoerosy Mpanjaka: “Misy vahoaka iray miparitaka sy miely any amin’ny faritany+ rehetra manerana ny fanjakanao.+ Tsy mitovy amin’ny an’ny vahoaka rehetra ny lalàny, ary tsy mba mankatò ny lalàn’ny mpanjaka izy. Tsy hitondra soa ho an’ny mpanjaka àry raha avela amin’izao fotsiny izy ireo.

  • Daniela 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Vao henon’i Daniela anefa hoe efa vita sonia ilay lalàna, dia nankao an-tranony izy. Nisokatra tandrifin’i Jerosalema ny varavarankelin’ny efitranony tany an-tampon-trano.+ Dia nandohalika sy nivavaka ary nidera ny Andriamaniny intelo isan’andro izy, araka ny efa fanaony talohan’izay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara