-
Isaia 58:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Hoatr’izao angaha ny fifadian-kanina tiako hataonareo:
Mampahory tena hoatran’ny amin’ny andro fifadian-kanina,
Dia miondrika toy ny harefo,
Ary matory eo ambony gony sy lavenona?
Izany ve no ataonareo hoe fifadian-kanina sy andro mahafaly an’i Jehovah?
-
-
Lioka 18:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia nitsangana ilay Fariseo ka nivavaka anakampo hoe: ‘Andriamanitra ô, misaotra anao aho fa tsy mba hoatran’ny olon-kafa rehetra izay mpanao an-keriny, manao ny tsy marina, mpanitsakitsa-bady, na koa hoatran’itsy mpamory hetra itsy. 12 Mifady hanina indroa isan-kerinandro aho, ary manome ny ampahafolon’ny zava-drehetra azoko.’+
-