Salamo 55:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa hanohana anao izy.+ Tsy havelany hianjera* mihitsy ny olo-marina.+ Filipianina 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo, amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana ary ny fisaorana.+ 1 Petera 5:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa manetre tena eo ambanin’ny tana-maherin’Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ny fotoana voatondrony,+ 7 ary apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy* anareo,+ satria miahy* anareo izy.+
22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa hanohana anao izy.+ Tsy havelany hianjera* mihitsy ny olo-marina.+
6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo, amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana ary ny fisaorana.+
6 Koa manetre tena eo ambanin’ny tana-maherin’Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ny fotoana voatondrony,+ 7 ary apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy* anareo,+ satria miahy* anareo izy.+