FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 38:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Iza no manomana sakafo ho an’ny goaika,+

      Rehefa miantso vonjy amin’Andriamanitra ny zanany,

      Ka mirenireny fa tsy manan-kohanina?

  • Salamo 147:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Omeny sakafo ny biby+

      Sy ny zana-goaika mikiakiaka mitady hanina.+

  • Matio 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Vola madinika kely* anankiray no ivarotana fody roa, sa tsy izany? Na ny iray amin’ireny aza anefa no latsaka amin’ny tany, dia fantatry ny Rainareo izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara