Marka 2:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hoy izy tamin’ireo avy eo: “Ny Sabata no natao ho an’ny olona,+ fa tsy ny olona no natao ho an’ny Sabata. 28 Tompon’ny Sabata koa aza ny Zanak’olona.”+ Lioka 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Avy eo dia hoy izy tamin’ireo: “Ny Zanak’olona no Tompon’ny Sabata.”+
27 Hoy izy tamin’ireo avy eo: “Ny Sabata no natao ho an’ny olona,+ fa tsy ny olona no natao ho an’ny Sabata. 28 Tompon’ny Sabata koa aza ny Zanak’olona.”+