Marka 7:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary niala tao amin’ny faritr’i Tyro i Jesosy, ka nandalo an’i Sidona sy namakivaky ny faritr’i Dekapolisy* dia tonga tany amin’ny Ranomasin’i Galilia.+
31 Ary niala tao amin’ny faritr’i Tyro i Jesosy, ka nandalo an’i Sidona sy namakivaky ny faritr’i Dekapolisy* dia tonga tany amin’ny Ranomasin’i Galilia.+